Genesis 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisotro divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anatin’ny tranolainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nisotro divay dia mamo sy niboridana nanary lamba tao an-dainy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisotro divay izy ka mamo ary nitanjaka tao an-dainy;
Malagasy Bible 1865
Ary nisotro tamin'ny divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anatin'ny lainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisotro divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anatin’ny tranolainy.
malagasy
Ary nisotro tamin'ny divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anatin'ny lainy.