Genesis 9:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitan’i Hama, rain’i Kanana, ny fitanjahan’ny rainy ka nambarany tamin’ny rahalahiny roa lahy teo ivelany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny fitanjahan-drainy i Kama, rain’i Kanaana, ka lasa nivoaka nilaza izany tamin’izy roa lahy rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hama rain’i Kanahàna, rehefa nahita ny fitanjahan-drainy, dia lasa nampandre ireo rahalahiny roa tao ivelany.
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'i Hama, rain'i Kanana ny fitanjahan'ny rainy, dia nambarany tamin'ny rahalahiny roa lahy teo ivelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitan’i Hama, rain’i Kanana, ny fitanjahan’ny rainy ka nambarany tamin’ny rahalahiny roa lahy teo ivelany izany.
malagasy
Ary hitan'i Hama, rain'i Kanana ny fitanjahan'ny rainy, dia nambarany tamin'ny rahalahiny roa lahy teo ivelany.