Genesis 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahatsiaro i Noa rehefa afaka ny hamamoany ka nahafantatra izay nataon’ny zanany faralahy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niamboho ny tavan’izy ireo, ka tsy nahita izay fitanjahan-drainy. Nony nahatsiaro tamin’ny hamamoany i Nôe dia nahare izay nataon-janany faralahy taminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony efa nisava ny hamamoan’i Noà, ka fantany izay nataon’ny zanany faralahy taminy,
Malagasy Bible 1865
Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra izay efa nataon'ny zanany faralahy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahatsiaro i Noa rehefa afaka ny hamamoany ka nahafantatra izay nataon’ny zanany faralahy taminy.
malagasy
Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra izay efa nataon'ny zanany faralahy taminy.