Genesis 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Ho voaozona anie i Kanana! Ho tena mpanompon’ny rahalahiny anie izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy: «Ho voaozona anie i Kanaana. Ho andevon’ny andevo izy, amin’ny rahalahiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy izy hoe: Ho voaozona anie i Kanahàna! Aoka izy ho faraidiny amin’ireo mpanompon’ny rahalahiny!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon'ny rahalahiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Ho voaozona anie i Kanana! Ho tena mpanompon’ny rahalahiny anie izy!
malagasy
Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon'ny rahalahiny izy.