Genesis 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa izy: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitr’i Sema, ary aoka i Kanana ho mpanompony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy indray izy: «Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Sema Ary aoka ho andevony i Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nampiany hoe: Hoderaina anie ny TOMPO, ilay Andriamanitr’i Sema! Aoka i Kanahàna ho mpanompon’i Sema!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa izy: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr'i Sema; Ary aoka Kanana ho andevony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa izy: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitr’i Sema, ary aoka i Kanana ho mpanompony!
malagasy
Ary hoy koa izy: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr'i Sema; Ary aoka Kanana ho andevony.