Genesis 9:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataon’Andriamanitra malalaka anie ny toeran’i Jafeta, aoka honina ao an-dain’i Sema izy; ary aoka i Kanana ho mpanompony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataon’Andriamanitra malalaka anie i Jafeta. Aoka izy honina ao an-dain’i Sema. Ary aoka ho andevony i Kanaana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataon’Andriamanitra malalaka anie ny toeran’i Jafeta ka hanana fonenana ao amin’i Sema izy, ary aoka i Kanahàna koa ho mpanompony!
Malagasy Bible 1865
Hataon'Andriamanitra malalaka anie Jafeta; Ary aoka honina ao an-dain'i Sema izy; Ary aoka Kanana ho andevony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataon’Andriamanitra malalaka anie ny toeran’i Jafeta, aoka honina ao an-dain’i Sema izy; ary aoka i Kanana ho mpanompony!
malagasy
Hataon'Andriamanitra malalaka anie Jafeta; Ary aoka honina ao an-dain'i Sema izy; Ary aoka Kanana ho andevony.