Genesis 9:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny andro rehetra niainan’i Noa dia dimampolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dimampolo sy sivin-jato taona ny andro rehetra niainan’i Nôe, dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia maty i Noà rehefa feno 950 taona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Noa dia dimam-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny andro rehetra niainan’i Noa dia dimampolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Noa dia dimam-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.