Genesis 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny biby mihetsiketsika rehetra izay miaina dia ho fihinanareo; omeko anareo toy ny zava-maitso koa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fihinana ho anareo avokoa rehefa mety ho zava-mihetsiketsika sy manana aina; fa omeko anareo daholo izany rehetra izany, toy ny efa nanomezako anareo ny zava-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra velona sy mihetsiketsika dia omeko ho sakafonareo avokoa tahaka ny nanomezako ny anana ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ny biby mihetsiketsika rehetra izay miaina dia ho fihinana ho anareo; dia efa nomeko anareo toy ny zava-maitso izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny biby mihetsiketsika rehetra izay miaina dia ho fihinanareo; omeko anareo toy ny zava-maitso koa izy rehetra.
malagasy
Ny biby mihetsiketsika rehetra izay miaina dia ho fihinana ho anareo; dia efa nomeko anareo toy ny zava-maitso izy rehetra.