Genesis 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny nofo izay mbola misy aina, dia ny rany izany, no aza haninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa ny nofo, aza haninareo miaraka amin’ny ainy, izany hoe ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa kosa ny nofo miaraka amin’ny ainy, izany hoe miaraka amin’ny rany, dia aza haninareo mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny nofo izay mbola misy aina dia ny ràny no aza haninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny nofo izay mbola misy aina, dia ny rany izany, no aza haninareo.
malagasy
Kanefa ny nofo izay mbola misy aina dia ny ràny no aza haninareo.