Genesis 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandatsaka ny ran’olona dia mba halatsak’olona kosa ny rany, satria tahaka ny endrik’Andriamanitra no nanaovany ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka na zovy na zovy handatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany, satria nataon’Andriamanitra mitovy tarehy aminy ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mandatsaka ran’olona dia halatsak’olona koa ny rany, satria mitovy endrika amin’Andriamanitra no nanaovany ny olona.
Malagasy Bible 1865
Izay mandatsaka ny ran'olona, dia mba halatsak'olona kosa ny ràny, satria tahaka ny endrik'Andriamanitra no nanaovany ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandatsaka ny ran’olona dia mba halatsak’olona kosa ny rany, satria tahaka ny endrik’Andriamanitra no nanaovany ny olona.
malagasy
Izay mandatsaka ny ran'olona, dia mba halatsak'olona kosa ny ràny, satria tahaka ny endrik'Andriamanitra no nanaovany ny olona.