Genesis 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny aminareo dia maroa fara sy mihabetsaha; aoka ho marobe eny ambonin’ny tany ianareo ary mihabetsaha eny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia miteraha maro ianareo, mihabetsaha ianareo; mieleza eran’ny tany, ka mihabetsaha eny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo kosa dia maroa fara sy mihabetsaha eo amin’ny tany ary mitomboa be dia be eo aminy.»
Malagasy Bible 1865
Koa ny aminareo, dia maroa fara sy mihabetsaha; miteraha be eny ambonin'ny tany sy mihabetsaha eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny aminareo dia maroa fara sy mihabetsaha; aoka ho marobe eny ambonin’ny tany ianareo ary mihabetsaha eny.
malagasy
Koa ny aminareo, dia maroa fara sy mihabetsaha; miteraha be eny ambonin'ny tany sy mihabetsaha eny.