Genesis 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra mbola niteny tamin’i Noa sy tamin’ireo zanany izay niaraka taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa Andriamanitra tamin’i Nôe sy ny zanany niaraka taminy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa Andriamanitra tamin’i Noà sy ireo zanany lahy niaraka taminy:
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra niteny tamin'i Noa sy tamin'ny zanany, izay niaraka taminy, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra mbola niteny tamin’i Noa sy tamin’ireo zanany izay niaraka taminy hoe:
malagasy
Ary Andriamanitra niteny tamin'i Noa sy tamin'ny zanany, izay niaraka taminy, ka nanao hoe: