Habakkuk 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mihelina toy ny rivotra izy ary mandroso ka mahazo heloka, izany heriny izany no andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mandroso ny tafio-drivotra ka mihoatra, ary izy mahazo heloka; ny herin’ny tenany dia izay no andriamaniny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitombo hafanampo izy, ka mbola manao heloka hatrany. Izany heriny izany no andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Dia mihelina toy ny rivotra izy Ary mandroso ka mahazo heloka. Izany heriny izany no andriamaniny!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mihelina toy ny rivotra izy ary mandroso ka mahazo heloka, izany heriny izany no andriamaniny.
malagasy
Dia mihelina toy ny rivotra izy Ary mandroso ka mahazo heloka. Izany heriny izany no andriamaniny!