Habakkuk 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aingainy amin’ny fintana izy rehetra, samboriny amin’ny haratony ary sarihiny amin’ny harato tarihiny ka faly sy ravoravo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa alainy amin’ny fintana izany rehetra izany, sy sarihany amin’ny haratony, ary angoniny amin’ny harato tarihina, ka dia mifaly sy mientan-karavoana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny trondro azom-pintana na voafandrika am-bovo na voasarika amin’ny harato tarihina no amaboan’ny Babilônianina ireo olombelona; ary ifaliany sy iravoravoany tokoa izany.
Malagasy Bible 1865
Aingainy amin'ny fintana izy rehetra, Samboriny amin'ny haratony Ary sarihany amin'ny harato tarihiny; Ka dia faly sy ravoravo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aingainy amin’ny fintana izy rehetra, samboriny amin’ny haratony ary sarihiny amin’ny harato tarihiny ka faly sy ravoravo izy.
malagasy
Aingainy amin'ny fintana izy rehetra, Samboriny amin'ny haratony Ary sarihany amin'ny harato tarihiny; Ka dia faly sy ravoravo izy.