Habakkuk 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa noho izany, moa va hanaisotra ny ao amin’ny tandrohony izy ary hamono firenena mandrakariva ka tsy hiantra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitohy mandrakariva va ny fandoarany ny ao amin’ny haratony, sy ny famonoany, tsy ananany antra, ny firenena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola hanatsoaka sabatra hatrany ve ry zareo, ka handringana tsisy indrafo ny firenena maro?
Malagasy Bible 1865
Koa noho izany dia hanaisotra ny ao amin'ny tandrohony va izy Ary hamono firenena mandrakariva ka tsy hiantra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa noho izany, moa va hanaisotra ny ao amin’ny tandrohony izy ary hamono firenena mandrakariva ka tsy hiantra?
malagasy
Koa noho izany dia hanaisotra ny ao amin'ny tandrohony va izy Ary hamono firenena mandrakariva ka tsy hiantra?