Habakkuk 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana, RY TOMPO, no hitarainako, ka tsy hohenoinao? Mandra-pahoviana no hitarainako hoe: Loza! Nefa tsy vonjenao ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, mandra-pahoviana no hiantsoako Anao, nefa tsy nihaino ahy Ianao, ary hitaraina aminao aho hoe: fahasiahana! nefa tsy vonjenao ihany aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandra-pahoviana, TOMPO ô, no hiantsoako vonjy aminao nefa tsy henoinao aho? Mandra-pahoviana tokoa re no hitarainako ny amin’ny herisetra nefa tsy vonjenao izahay?
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, indrisy ny hahelan'ny efa nitarainako, Nefa tsy nohenoinao! Mitaraina aho hoe: Loza! Nefa tsy vonjenao ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana, RY TOMPO, no hitarainako, ka tsy hohenoinao? Mandra-pahoviana no hitarainako hoe: Loza! Nefa tsy vonjenao ihany?
malagasy
Jehovah ô, indrisy ny hahelan'ny efa nitarainako, Nefa tsy nohenoinao! Mitaraina aho hoe: Loza! Nefa tsy vonjenao ihany.