Habakkuk 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no ataonao mahita haratsiam-panahy aho ary mahajery fampahoriana Ianao? Fa herisetra sy loza no eo anatrehako, misy ady sady misy ny fifandirana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana aho no ataonao mahita ny tsy fahamarinana ary Ianao mijery ny fahoriana? Fa fandravana amam-pahasiahana no eo anatrehako; misy fifandirana ary mitranga ny tsy fifanarahana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no ampahitanao faharatsiana maro aho? Nahoana no mijery fotsiny ny fahoriana Ianao? Fa ny hany manodidina ahy dia famoretana sy herisetra; ary fitsarana sy fifandirana no mipoaka hatraiza hatraiza.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no ataonao mahita faharatsiana aho. Ary mijery fahoriana Hianao? Fa fandravana sy loza no eo anatrehako, Ary misy ady, sady miseho ny fifandirana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no ataonao mahita haratsiam-panahy aho ary mahajery fampahoriana Ianao? Fa herisetra sy loza no eo anatrehako, misy ady sady misy ny fifandirana.
malagasy
Nahoana no ataonao mahita faharatsiana aho. Ary mijery fahoriana Hianao? Fa fandravana sy loza no eo anatrehako, Ary misy ady, sady miseho ny fifandirana.