Habakkuk 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia tsy manan-kery intsony ny lalàna ary tsy mivoaka mihitsy ny rariny; fa tsy mahatohitra ny ratsy fanahy ny marina ka izany no ivoahan’ny fitsarana miangatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany maty ny lalàna, ary tsy mahita mangirana ny fahamarinana; fa solokian’ny ratsy fanahy ny marina, ka rariny mivaona no mivoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia tsy manan-kery ny lalàna; ary tsy mivoaka mandresy ny rariny. Tsy mahaleo ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka izany no ivoahan’ny fitsarana miangatra.
Malagasy Bible 1865
Koa noho izany dia ngoly ny lalàna, Ary tsy mivoaka ny rariny; Fa irohonan'ny ratsy fanahy ny marina, Ka izany no ivoahan'ny fitsarana miangatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia tsy manan-kery intsony ny lalàna ary tsy mivoaka mihitsy ny rariny; fa tsy mahatohitra ny ratsy fanahy ny marina ka izany no ivoahan’ny fitsarana miangatra.
malagasy
Koa noho izany dia ngoly ny lalàna, Ary tsy mivoaka ny rariny; Fa irohonan'ny ratsy fanahy ny marina, Ka izany no ivoahan'ny fitsarana miangatra.[Heb. miolana]