Habakkuk 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, atsangako ny Kaldeana, ilay firenena lozabe sady mirehidrehitra, izay mitety ny tany rehetra mba hahazoany fonenana izay tsy azy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria indro Aho hamoky ny Kaldeanina, firenena masiaka sy mirehidrehitra, izay mandroso ho any amin’ireo tany midadasika be mba haka fonenana izay tsy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro antsoiko ny Babilônianina, dia ilay firenena masiaka sy tsy mivatravatra; mitety faritra midadasika ireo hakàny ny tanin’ny sasany.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, atsangako ny Kaldeana, Dia ilay firenena masiaka sady mirehidrehitra, Izay mamaky eran'ny tany Hahazoany fonenana izay tsy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, atsangako ny Kaldeana, ilay firenena lozabe sady mirehidrehitra, izay mitety ny tany rehetra mba hahazoany fonenana izay tsy azy akory.
malagasy
Fa, indro, atsangako ny Kaldeana, Dia ilay firenena masiaka sady mirehidrehitra, Izay mamaky eran'ny tany Hahazoany fonenana izay tsy azy.[Heb. mangidy]