Habakkuk 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiravina sy mahatahotra izy; avy amin’ny tenany ihany ny fitsarany sy ny fahalehibiazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatsiravina sy mahatahotra izy; ary avy amin’ny tenany ihany ny fahefany amam-pahalehibeazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatsiravina sy mahatahotra izy, fa ny tenany ihany no fenitra ipoiran’ny zony amam-pahefàny.
Malagasy Bible 1865
Mahatsiravina sy mahatahotra izy; Avy amin'ny tenany ihany ny fitsarany sy ny fahalehibiazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiravina sy mahatahotra izy; avy amin’ny tenany ihany ny fitsarany sy ny fahalehibiazany.
malagasy
Mahatsiravina sy mahatahotra izy; Avy amin'ny tenany ihany ny fitsarany sy ny fahalehibiazany.