Habakkuk 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampidi-doza no iavian’izy rehetra, ny handroso ihany no imatimatesany ka manangona babo toy ny fasika izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga mba hanao hasiahana avokoa izany firenena izany; ny masony feno hanoanana mijery any alohany any; manangona babo toy ny fasika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handroba no ahatongavan’izy rehetra, ka ijereny fatratra ny eo anoloany ary anangonany babo maro tahaka ny fasika.
Malagasy Bible 1865
Hampidi-doza no ihavian'izy rehetra; Ny handroso ihany no atrehiny fatratra, Ka manangona sambotra toy ny fasika izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampidi-doza no iavian’izy rehetra, ny handroso ihany no imatimatesany ka manangona babo toy ny fasika izy.
malagasy
Hampidi-doza no ihavian'izy rehetra; Ny handroso ihany no atrehiny fatratra, Ka manangona sambotra toy ny fasika izy.[Na: atrehan'izy rehetra]