Habakkuk 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay hahatonga henatra ho an’ny taranakao no noheverinao, dia ny handringanana firenena maro; niantso loza hihatra amin’ny ainao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao hevitra hanala baraka ny taranakao ianao; tamin’ny nandringananao firenena maro dia nanota tamin’ny tenanao ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henatra ho an’ny taranakareo no hany vokatry ny fanapahan-kevitrareo: tamin’ny nandringananareo firenena maro, dia naman’ny mamono tena ianareo.
Malagasy Bible 1865
Efa namoron-tsaina izay hahatonga henatra ho an'ny taranakao ianao, Dia ny handringanana firenena maro; Ary nankahà-doza hihatra amin'ny ainao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay hahatonga henatra ho an’ny taranakao no noheverinao, dia ny handringanana firenena maro; niantso loza hihatra amin’ny ainao ianao.
malagasy
Efa namoron-tsaina izay hahatonga henatra ho an'ny taranakao ianao, Dia ny handringanana firenena maro; Ary nankahà-doza hihatra amin'ny ainao ianao.