Habakkuk 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hitaraina ny vato ao amin’ny rindrina ary ny sakamandimby ao amin’ny trano no hamaly azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny vato amin’ny rindrina hataraina, ary ny sakamandimby amin’ny rafi-trano no hamaly azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia ny vato amin’ny rindrina aza hiantsoantso hiampanga anareo, ary ny sakamandimby eo amin’ny trano no hanako hamaly azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hitaraina ny vato ao amin'ny rindrina, Ary ny sakamandimby ao amin'ny trano no hamaly azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hitaraina ny vato ao amin’ny rindrina ary ny sakamandimby ao amin’ny trano no hamaly azy.
malagasy
Fa hitaraina ny vato ao amin'ny rindrina, Ary ny sakamandimby ao amin'ny trano no hamaly azy.[Heb. hazo]