Habakkuk 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay manangana vohitra amin’ny fandatsahan-dra sy manorina tanàna amin’ny tsy fahamarinana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza izay manao tanàna amin’ny fandatsahan-dra; sy manorina renivohitra amin’ny tsy marina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lozanareo manorina sy manitatra tanàna amin’ny vono olona sy fanaovan-keloka.
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay manao vohitra amin'ny fandatsahan-drà Sy manorina tanàna amin'ny heloka!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay manangana vohitra amin’ny fandatsahan-dra sy manorina tanàna amin’ny tsy fahamarinana!
malagasy
Lozan'izay manao vohitra amin'ny fandatsahan-drà Sy manorina tanàna amin'ny heloka!