Habakkuk 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao va no hisasaran’ny olona ho an’ny afo sy hisahiranan’ny firenena amin’ny zava-poana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izao va no sitrapon’i Iavehn’ny tafika dia ny hiasan’ny olona ho an’ny afo, sy ny hisasaran’ny firenena ho an’ny zava-poana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hiafara amin’ny afo ny asan’ireo vahoaka; ary zava-poana no isasaran’ireo firenena. Tsy ilay TOMPOn’izao rehetra izao ve no iavian’izany zavatra izany?
Malagasy Bible 1865
Indro, tsy avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, va no hiasan'ny olona ho an'ny afo, Sy hisasaran'ny firenena noho ny zava-poana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao va no hisasaran’ny olona ho an’ny afo sy hisahiranan’ny firenena amin’ny zava-poana?
malagasy
Indro, tsy avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, va no hiasan'ny olona ho an'ny afo, Sy hisasaran'ny firenena noho ny zava-poana?