Habakkuk 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho feno ny fahalalana ny voninahitry NY TOMPO ny tany, toy ny fanaron’ny rano ny fanambanin’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tany ho feno ny fahalalana ny voninahitr’i Iaveh, toy ny fandrakotry ny rano ny fanambanin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny fiekena ny TOMPO be voninahitra dia hanenika ny mponin’ny tany tokoa tahaka ny anaronan’ny ranobe ny fanambanin’ny ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tany ho feno ny fahalalana ny voninahitr'i Jehovah, Toy ny fanaron'ny rano ny fanambanin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho feno ny fahalalana ny voninahitry NY TOMPO ny tany, toy ny fanaron’ny rano ny fanambanin’ny ranomasina.
malagasy
Fa ny tany ho feno ny fahalalana ny voninahitr'i Jehovah, Toy ny fanaron'ny rano ny fanambanin'ny ranomasina.