Habakkuk 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay mampisotro toaka ny namany, dia ianao izay manome poizina ka mampahamamo azy mba hijery ny fitanjahany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’izay mampisotro ny namany, dia ianao izay mampidina ny hatezeranao, mandra-pahamamony, mba hijery ny fitanjahany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lozanareo mampisotro poizina ny namanareo ka mahatonga azy ho mamo sy mitanjaka mba hijerenareo ny fitanjahany.
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay mampisotro divay ny namany Dia ianao izay manampy fahatezerana ka mampahamano azy, Mba hijery ny fitanjahany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay mampisotro toaka ny namany, dia ianao izay manome poizina ka mampahamamo azy mba hijery ny fitanjahany!
malagasy
Lozan'izay mampisotro divay ny namany Dia ianao izay manampy fahatezerana ka mampahamano azy, Mba hijery ny fitanjahany;