Habakkuk 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona moa no ilàna ny sarin-javatra voasokitra, no misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra voarendrika sy ny mpampianatra lainga, no matoky azy izay namorona azy ka manao sampy moana aminy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no asan’izay sarin-javatra voapaika, no mipaika azy ny mpamorona azy, na ny sampy anidina sy ny mpanambara lainga, no matoky izay asan-tanany ny mpamorona azy, amin’ny fanamboarana andriamanitra moana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atao inona moa ny sarin-tsampy? Sary sikotry ny mpahay taozavatra ihany ireny na metaly narendrika hampianatra lainga! Nahoana ny olona no matoky izay zavatra noforoniny ihany, tamin’ny nanaovany sampy moana?
Malagasy Bible 1865
Mahasoa inona ny sarin-javatra voasokitra, No misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra an-idina sy ny mpampianatra lainga, No matoky azy izay namorona azy Tamin'ny nanaovany sampy moana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona moa no ilàna ny sarin-javatra voasokitra, no misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra voarendrika sy ny mpampianatra lainga, no matoky azy izay namorona azy ka manao sampy moana aminy?
malagasy
Mahasoa inona ny sarin-javatra voasokitra, No misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra an-idina sy ny mpampianatra lainga, No matoky azy izay namorona azy Tamin'ny nanaovany sampy moana?