Habakkuk 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO dia ao amin’ny tempoliny masina. Aoka hangina eo anatrehany ny tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh kosa, ao amin’ny Tempoliny masina; aoka hangìna eo anatrehany ianao, ry tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO kosa ao an- tempoliny masina; aoka hangina eo anatrehany ny mponin’ny tany tontolo!
Malagasy Bible 1865
Jehovah dia ao amin'ny tempoliny masina; Mangina eo anatrehany, ry tany rehetra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO dia ao amin’ny tempoliny masina. Aoka hangina eo anatrehany ny tany rehetra!
malagasy
Jehovah dia ao amin'ny tempoliny masina; Mangina eo anatrehany, ry tany rehetra!