Habakkuk 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahitana dia mbola ho amin’ny fotoana voatendry, ary mikendry ny farany izy ka tsy ho diso; eny, na dia mitaredretra aza izy dia andraso ihany, fa ho avy tokoa izy ka tsy hijanona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mbola misy fahitana amin’ny fotoam-boafetra; efa mandroso ho amin’ny fotoana fanaperana azy izy, ka tsy hamitaka; raha miadam-piavy izy, andraso ihany, satria ho avy tokoa, fa tsy ho diso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mbola tonga ny fotoana hahatanteraka io fahitana io; kanefa ho avy tsy ho ela ny farany ary tsy hamitaka velively. Andraso amim-pahatokiana na toa mitaredretra aza, fa ho avy tokoa ary tsy hahemotra izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahitana dia mbola ho amin'ny fotoan'andro, Ary mikendry ny farany izy ka tsy ho diso; Eny, na dia mitaredretra aza izy, andraso ihany, Fa ho avy tokoa izy ka tsy hijanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahitana dia mbola ho amin’ny fotoana voatendry, ary mikendry ny farany izy ka tsy ho diso; eny, na dia mitaredretra aza izy dia andraso ihany, fa ho avy tokoa izy ka tsy hijanona.
malagasy
Fa ny fahitana dia mbola ho amin'ny fotoan'andro, Ary mikendry ny farany izy ka tsy ho diso; Eny, na dia mitaredretra aza izy, andraso ihany, Fa ho avy tokoa izy ka tsy hijanona.