Habakkuk 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, feno avonavona ireny; tsy mahitsy ny fanahiny ao anatiny, fa ny marina kosa dia ho velon’ny finoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mibohibohy ny fanahy ao anatiny, dia tsy mba amin’ny lala-mahitsy, fa ny marina no ho velona amin’ny finoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ange: ny olona feno avonavona dia tsy milamina ara-panahy; fa ny marina amin’ny finoana no ho velona.
Malagasy Bible 1865
Indro, feno avonavona ny fanahin'ireny, fa tsy mahitsy ao anatiny, Fa ny marina ho velon'ny finoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, feno avonavona ireny; tsy mahitsy ny fanahiny ao anatiny, fa ny marina kosa dia ho velon’ny finoany.
malagasy
Indro, feno avonavona ny fanahin'ireny, fa tsy mahitsy ao anatiny, Fa ny marina ho velon'ny finoany.[Na: fa ny marina amin'ny finoana no ho velona]