Habakkuk 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hitsangana tampoka va ny tompon-trosa? Tsy hifoha va ireo izay hampijaly anao? Ho babony ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hitsangana tampoka va ireo tompon-trosa, tsy hifoha va ireo mpanompo anao ka ianao kosa indray, moa tsy ho rembiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitsangana tampoka ireo tompon-trosa; hifoha hanery anareo izy, ka anjarany indray ny handroba anareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy hitsangana tampoka va izay hanaikitra anao, Ary tsy hifoha va izay hanaitaitra anao, Ka ho babony ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hitsangana tampoka va ny tompon-trosa? Tsy hifoha va ireo izay hampijaly anao? Ho babony ianao!
malagasy
Tsy hitsangana tampoka va izay hanaikitra anao, Ary tsy hifoha va izay hanaitaitra anao, Ka ho babony ianao?