Habakkuk 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa namabo firenena maro ianao ka mba hobaboin’ny sisa rehetra amin’ny firenena kosa, noho ny ran’olona sy ny herisetra natao tamin’ny tany, dia tamin’ny tanàna sy ny mponina rehetra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ianao namabo firenena maro, dia mba hobaboin’ny firenena sisa rehetra kosa, noho ny ran’olona nalatsaka, sy ny fandozàna natao tamin’ny tany, na tamin’ny tanàna, na tamin’ny mponina rehetra ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa namabo firenena maro ianareo, ka dia mba hobaboin’ny firenena sisa kosa noho ny olona novonoinareo ho faty sy ny herisetra vitanareo tamin’ny tany, dia tamin’ny tanàna sy ny mponina rehetra ao.
Malagasy Bible 1865
Fa efa namabo firenena maro ianao, Ka dia mba hobaboin'ny sisa rehetra amin'ny firenena kosa, Noho ny ran'ny olona sy ny fandozana natao tamin'ny tany, Dia tamin'ny tanàna sy ny mponina rehetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa namabo firenena maro ianao ka mba hobaboin’ny sisa rehetra amin’ny firenena kosa, noho ny ran’olona sy ny herisetra natao tamin’ny tany, dia tamin’ny tanàna sy ny mponina rehetra ao aminy.
malagasy