Habakkuk 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay fatra-pila harena amin’ny tsy marina ho an’ny taranany, hanaovany ny akaniny any amin’ny avo mba tsy ho tratry ny tanan’ny loza!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’izay manangon-karena tsy an-drariny ho an’ny taranany, hanaovany amin’ny avo dia avo ny akaniny, mba handosirany tsy ho tratry ny loza!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lozanareo manangon-karena tsy an-drariny hanasoavana ny taranakareo. Mihevi-tena ho ambony toerana ianareo ka tsy ho tratry ny loza.
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay fatra-pila harena amin'ny tsy marina ho an'ny taranany, Hanaovany ny akaniny any amin'ny avo, Mba tsy ho tratry ny tanan'ny loza
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay fatra-pila harena amin’ny tsy marina ho an’ny taranany, hanaovany ny akaniny any amin’ny avo mba tsy ho tratry ny tanan’ny loza!
malagasy
Lozan'izay fatra-pila harena amin'ny tsy marina ho an'ny taranany, Hanaovany ny akaniny any amin'ny avo, Mba tsy ho tratry ny tanan'ny loza