Habakkuk 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavaka nataon’i Habakoka mpaminany, araka ny fomban’ny fitarainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vavaka nataon’i Habakoka, mpaminany. Araka ny fomban-dahateny ditirambìka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no vavaka miendrika fitarainana nataon’i Habakòka mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ny fivavak'i Habakoka mpaminany. Araka ny Sigionota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavaka nataon’i Habakoka mpaminany, araka ny fomban’ny fitarainana.
malagasy
[Vavaka nangatahan'ny mpaminany famindram-po] Ny fivavak'i Habakoka mpaminany. Araka ny Sigionota.