Habakkuk 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, miloa-peo ny lalina sady manangan-tanana ho amin’ny avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita anao ny tendrombohitra ka mangovitra, nisy rambon-danitra nandalo, niloa-peo ny hantsana sady nanangan-tanana mankany ambony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita Anao ny tendrombohitra ka tora-kovitra; mandrotsaka orambe ny rahona, mirohondrohona ny ranomasimbe ka manainga onja hatreny amin’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; Mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, Mamoa-peo ny lalina Sady manangan-tanana ho amin'ny avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, miloa-peo ny lalina* sady manangan-tanana ho amin’ny avo.
malagasy
Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; Mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, Mamoa-peo ny lalina Sady manangan-tanana ho amin'ny avo.[Heb. Mandalo]