Habakkuk 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fahatezeranao no itetezanao ny tany; amin’ny fahaviniranao no anosihosenao ny firenena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitetitety ny tany amim-pahatezerana Ianao, hitsahinao amim-pahavinirana ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitety ny tany amim-pahatezerana Ianao, ary manosihosy ny firenena amim-pahavinirana.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fahatezeranao no anitsahanao ny tany; Amin'ny fahaviniranao no anosihosenao ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fahatezeranao no itetezanao ny tany; amin’ny fahaviniranao no anosihosenao ny firenena.
malagasy
Amin'ny fahatezeranao no anitsahanao ny tany; Amin'ny fahaviniranao no anosihosenao ny firenena.