Habakkuk 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivoaka hamonjy ny olonao Ianao, hamonjy ny Voahosotrao. Torotoroinao ny tapenaky ny tranon’ny ratsy fanahy ka rava hatrany am-potony ka hatrany an-tampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivoaka hamonjy ny olonao Ianao, hanafaka an’ilay Voahosotrao; notapahinao ny vovonan’ny tranon’ny ratsy fanahy, nahariharinao hatrany ambany ny fiorenany (Selà).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga hamonjy ny olonao Ianao, eny, hamonjy ilay vahoaka voahosotrao. Aonganao ny filohan’ny andian’olon-dratsy; hatratỳ am-potony ka hatrany an-tampony no amotehanao izany andian’olon-dratsy izany.
Malagasy Bible 1865
Mivoaka hamonjy ny olonao Hianao, dia hamonjy ny voahosotrao; Torotoroinao ny tapenaky ny tranon 'ny ratsy fanahy, Ka ahariharinao hatreo an-tenatenany ny fanorenany. [sela]
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivoaka hamonjy ny olonao Ianao, hamonjy ny Voahosotrao. Torotoroinao ny tapenaky ny tranon’ny ratsy fanahy ka rava hatrany am-potony ka hatrany an-tampony.
malagasy
Mivoaka hamonjy ny olonao Hianao, dia hamonjy ny voahosotrao; Torotoroinao ny tapenaky ny tranon'ny ratsy fanahy, Ka ahariharinao hatreo an-tenatenany ny fanorenany. [sela][Heb. lohan'][an-katony]