Habakkuk 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lefony ihany no anaboroahanao ny lohan’ireo miaramilany betsaka izay avy toy ny tadio hanely ahy; sady mifaly handripaka ny mahantra ao amin’ny mangingina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notrobaranao tamin’ny zana-tsipìkany ihany, ny lohan’ireo antokon’olony, izay nibosesika hamely ahy, tamim-panaovana hobin-kafaliana toy ny efa handevona ny ory ao amin’ny fierin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zana-tsipîkany ihany no anagorobahanao ny lohan’ireo mpitari-tafika fahavalo. Mibosesika toy ny tadio mahery izy, ka faly hampihahaka anay toy ny ampombo sady handevona mangingina izay resiny.
Malagasy Bible 1865
Ny lefony ihany no anaboroahanao ny lohan'ireo miaramilany betsaka, Izay avy toy ny tadio hanely ahy, Sady mifaly handany mangingina ny ory izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lefony ihany no anaboroahanao ny lohan’ireo miaramilany betsaka izay avy toy ny tadio hanely ahy; sady mifaly handripaka ny mahantra ao amin’ny mangingina izy.
malagasy
Ny lefony ihany no anaboroahanao ny lohan'ireo miaramilany betsaka, Izay avy toy ny tadio hanely ahy, Sady mifaly handany mangingina ny ory izy.