Habakkuk 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitety ny ranomasina amin’ny soavalinao Ianao, dia eny amin’ny ranobe miavovona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsahinao amin’ny tongo-tsoavalinao ny ranomasina, ny fitambaran’ny rano be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nanokafanao lalana dia teo anivon’ny ranomasina; ny soavalim-pahavalo kosa tafahitsoka tao amin’ny fisamboaravoaran’ny onja mahery.
Malagasy Bible 1865
Mitety ny ranomasina amin'ny soavalinao Hianao, Dia eny amin'ny rano be miavovona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitety ny ranomasina amin’ny soavalinao Ianao, dia eny amin’ny ranobe miavovona.
malagasy
Mitety ny ranomasina amin'ny soavalinao Hianao, Dia eny amin'ny rano be miavovona.