Habakkuk 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izaho kosa dia mbola hiravoravo amin’NY TOMPO ihany sy hihoby amin’Andriamanitry ny famonjena ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho dia te hiravoravo amin’i Iaveh, te hientan-kafaliana amin’ny Andriamanitry ny famonjena ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mbola ho faly sy ravo ihany aho satria ny TOMPO Andriamanitra no Mpamonjy ahy.
Malagasy Bible 1865
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izaho kosa dia mbola hiravoravo amin’NY TOMPO ihany sy hihoby amin’Andriamanitry ny famonjena ahy.
malagasy
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy.Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako. Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha.