Habakkuk 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitra no tanjako, manao ny tongotro ho toy ny an’ny dieravavy Izy ka mampandeha ahy any amin’ny havoanako. Ho an’ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ny valiha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh Tompo no heriko; ataony toy ny an’ny serfa vavy ny tongotro, ary ampandehaniny eny amin’ny fitoerako avo aho. Ho an’ny filohan’ny mpihira, amin’ny zava-manenoko tendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO Andriamanitra no heriko; mampalady ahy toy ny dieravavy Izy ka mampiriaria ahy eny an-kavoana. Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira: hohiraina miaraka amin’ny valiha.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako. Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO Andriamanitra no tanjako, manao ny tongotro ho toy ny an’ny dieravavy Izy ka mampandeha ahy any amin’ny havoanako. Ho an’ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ny valiha.
malagasy
Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako. Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha.