Habakkuk 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy famirapiratana toy ny mazava ary misy tana-masoandro avy eo amin’ny tanany; ao no fieren’ny heriny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fahazavan’ny masoandro miposaka ny famirapiratany; misy tanamasoandro avy eo amin’ny tanany; ao no ieren’ny heriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Famirapiratana toy ny fahazavana no teo ambanin’Andriamanitra; misy tanà-masoandro avy eo amin’ny tanany, dia ny tanany izay iafenan’ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Misy famirapiratana toy ny mazava, Ary misy tàna-masoandro avy eo amin'ny tànany; Ary ao no fieren'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy famirapiratana toy ny mazava ary misy tana-masoandro avy eo amin’ny tanany; ao no fieren’ny heriny!
malagasy
Misy famirapiratana toy ny mazava, Ary misy tàna-masoandro avy eo amin'ny tànany;12 Ary ao no fieren'ny heriny.[Na: avy eo anilany]