Habakkuk 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo alohany no andehanan’ny areti-mandringana ary areti-mandripaka no mivoaka avy eo aorianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandeha eo anoloany ny fandripahana; ary manaraka ny diany ny tazo mahamay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Areti-mandringana no alefany mialoha Azy, ary tazomahery no mipoitra manaraka ny diany.
Malagasy Bible 1865
Eo alohany no andehanan'ny areti-mandringana, Ary areti-mandripaka no mivoaka avy eo aoriany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo alohany no andehanan’ny areti-mandringana ary areti-mandripaka no mivoaka avy eo aorianany.
malagasy
Eo alohany no andehanan'ny areti-mandringana, Ary areti-mandripaka no mivoaka avy eo aoriany.[Na: zava-mahamay]