Habakkuk 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mijanona Izy ka manozongozona ny tany; mijery Izy ka mampangovitra ny firenena. Torotoro ny tendrombohitra mandrakizay, mietry ny havoana fahagola sy ny lalana tranainy falehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijanona Izy, ka nampihorohoro ny tany; nijery Izy ka nampihozongozona ny firenena; torotoro ny tendrombohitra mandrakizay, nietry ny havoana fahagola; ny lalany taloha no narahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihorohoro ny tany, rehefa mijadona Izy. Vao jereny ny firenena, dia mangovitra. Torotoro ireo tendrombohitra mandrakizay, mietry ireo havoana fahagola, dia ireo havoana fandalovany taloha.
Malagasy Bible 1865
Mijanona Izy ka manozongozona ny tany; Mijery Izy ka mampangovitra ny firenena, Ary torotoro ny tendrombohitra mandrakizay, Mietry ny havoana fahagola, Fanaony hatry ny fahagola ny Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mijanona Izy ka manozongozona ny tany; mijery Izy ka mampangovitra ny firenena. Torotoro ny tendrombohitra mandrakizay, mietry ny havoana fahagola sy ny lalana tranainy falehany.
malagasy
Mijanona Izy ka manozongozona ny tany; Mijery Izy ka mampangovitra ny firenena, Ary torotoro ny tendrombohitra mandrakizay, Mietry ny havoana fahagola, Fanaony hatry ny fahagola ny Azy.