Habakkuk 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahita ny tranolain’i Kosana azom-pahoriana sy ny ambaindain’ny tany Midiana mipararetra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako latsaka am-pahoriana, ny lain ’i Kosàna, ary mihorohoro ny lay amin’ny tanin’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako ny fahorian’ireo vahoakan’i Kosàna sy ny horohoron’ireo mponin’i Midiàna.
Malagasy Bible 1865
Mahita ny lain'i Kosana azom-pahoriana aho, Sady mipararetra ny ambain-dain'ny tany Midiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahita ny tranolain’i Kosana azom-pahoriana sy ny ambaindain’ny tany Midiana mipararetra aho.
malagasy
Mahita ny lain'i Kosana azom-pahoriana aho, Sady mipararetra ny ambain-dain'ny tany Midiana.