Habakkuk 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalan-tsarona ny tsipìkanao; ny fianiananao no tsipìkan’ny teninao. Nampitresaka ny tany Ianao mba hisy ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsipìkanao miseho miharihary; ny zana-tsipìkanao dia ireo fiainana voatononao (Selà). Ataonao mivava ny tany ho ranon-driaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalanao sarona hohenjanina ny tsipîkanao; ka dia ireo fianianana izay notononinao no toy ny zana-tsipîka alefanao. Tonga mitresatresaka ny tany nikorianan’ny ranon-driaka.
Malagasy Bible 1865
Nalan-tsarona ny tsipìkanao; Efa nianianana ny fikapohan'ny teny. [Sela] Namakivaky ny tany Hianao mba hisy ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalan-tsarona ny tsipìkanao; ny fianiananao no tsipìkan’ny teninao. Nampitresaka ny tany Ianao mba hisy ony.
malagasy
Nalan-tsarona ny tsipìkanao; Efa nianianana ny fikapohan'ny teny. [Sela] Namakivaky ny tany Hianao mba hisy ony.[Na: ny fiainana tamin'ny firenena dia teny]