Haggai 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia nitsahatra tsy hampilatsaka ando ny lanitra eo amboninareo ary nitsahatra tsy hahavokatra ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany ny lanitra tsy nandefa ny ando ho anareo, ary ny tany mandà tsy hanome ny vokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tsy nisian’ny orana latsaka na zavatra naniry.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia ny aminareo no nitsaharan'ny lanitra tsy hampilatsaka ando sy nitsaharan'ny tany tsy hahavokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia nitsahatra tsy hampilatsaka ando ny lanitra eo amboninareo ary nitsahatra tsy hahavokatra ny tany.
malagasy
Ary noho izany dia ny aminareo no nitsaharan'ny lanitra tsy hampilatsaka ando sy nitsaharan'ny tany tsy hahavokatra.