Haggai 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso ny hain-tany Aho hamely ny tany, ny tendrombohitra, ny vary, ny ranom-boaloboka, ny diloilo ary izay vokatry ny tany sy ny olona ary ny biby fiompy mbamin’izay rehetra efa nisasaran’ny tanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso ny fahamainana Aho, ho amin’ny tany sy ny tendrombohitra, ho amin’ny vary, ny divay vaovao, ny diloilo, sy izay rehetra mety ho vokatry ny tany, mbamin’ny olona sy ny biby, ary ny asan-tanana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoiko ny fahamainana hamely ny tany: dia ny tendrombohitra, ny tanimbary sy ny tanimboaloboka ary ny tanin’ôliva sy ny tanimboly hafa; hahita faisana amin’izany koa ny olona mbamin’ny biby fiompy ary ny zavatra rehetra nisasaran’ny tananareo.»
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ny fahamainana Aho hamely ny tany sy ny tendrombohitra sy ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo sy izay vokatry ny tany ary ny olona sy ny biby fiompy mbamin'izay rehetra efa nisasaran'ny tanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso ny hain-tany Aho hamely ny tany, ny tendrombohitra, ny vary, ny ranom-boaloboka, ny diloilo ary izay vokatry ny tany sy ny olona ary ny biby fiompy mbamin’izay rehetra efa nisasaran’ny tanana.
malagasy