Haggai 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nambaran’i Hagay, iraky NY TOMPO, ny teny nampitondrain’NY TOMPO ho amin’ny olona hoe: Izaho no momba anareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Akjea, irak’i Iaveh, araka ny didin’i Iaveh, niteny tamin’ny vahoaka, nanao hoe: Momba anareo Aho - teny marin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia araka ny hafatra nampitondrain’ny TOMPO ho an’ny vahoaka no nitenenan’i Hagay iraky ny TOMPO hoe: –Izaho no miaraka aminareo. Fampanantenana hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nambaran'i Hagay, irak'i Jehovah, ny teny nampitondrain'i Jehovah ho amin'ny olona nanao hoe: Izaho no momba anareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nambaran’i Hagay, iraky NY TOMPO, ny teny nampitondrain’NY TOMPO ho amin’ny olona hoe: Izaho no momba anareo, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary nambaran'i Hagay, irak'i Jehovah, ny teny nampitondrain'i Jehovah ho amin'ny olona nanao hoe: Izaho no momba anareo, hoy Jehovah.